plt-x-sihanaka_1co_text_reg/14/17.txt

1 line
325 B
Plaintext

Fa enao de tegna magnome fisaorana tsara iany, fa ny olon-kafa tsy miorina. Misôtra an'Andriamanitra za fa miteny amin'ny fiteny tsy fantatra mihôtra noho nareo daôly. Fa ny agny am-pengonana de aleoko miteny teny dimy araka ny fazaôko mba hafako mampianatra reo hafa, salan'ze teny rai-alina amin'ny fiteny tsy fantatra.