plt-x-sihanaka_1co_text_reg/07/29.txt

1 line
473 B
Plaintext

\v 29 Fa zao no lazaiko, ry rahalà: Foy ny fotôna. Manomboka zao, aleo reo z'efa manam-bady hiaigna ho ôtran'ny tsy managna. \v 30 Reo ze mitomany de tokony hagnano ho ôtrany tsy mitomany, reo ze mifaly ho ôtrany tsy mifaly, ary reo ze mividy ho ôtrany tsy magnana na ino na ino; \v 31 ary reo ze mampiasa zao tontolo zao de tsy tokony hagnano ôtrany mampiasa zany tanteraka. Satria zao tontolo zao amin'ny endrigny am'zao fotôgna zao de ho tonga amin'ny fefarana.