plt-x-sihanaka_1co_text_reg/09/09.txt

1 line
486 B
Plaintext

\v 9 Fa izeigny de efa vôsoratra akao amin'ny lalàn'i Mosesy hoe: "Aza aseigna fato-bava ny omby rafa miely vo izy" Tegna le omby tokoa ma no hiahian'Andriamanitra? \v 10 Tsy miresaka momba anay ma izy? Efa nosoratagna ho antsika, fa ze miasa tany de tokony hiasa amin'ny fagnatenana, ary ze mively de tokony hively amin'ny fagnantenana ny haazo anjara amin'ny vokatra. \v 11 Raha namafy ra ar-pagna teo aminareo zay, moa be lôtra aminay ma ny mijinja ra ara-materialy avy aminareo?