plt-x-sihanaka_1co_text_reg/07/20.txt

1 line
631 B
Plaintext

\v 20 Ny tsiraikaraika avy de tokony hijanono amin'ny fentsoana ze nisy an'azy daôly nantsovin'Andriamanitra mba hino izy. \v 21 Andevo ve enao fony Andriamanitra niantso anao? Aza miahiahy ny am'zany. Fa raha mety ho afaka enao, de araraoty zany.\v 22 Satria ny ôla raika ze nantsovin'ny Tompo ho andevo de ôla afaka ny Tompo. Ôtran'zany kô ny ôla ze afaka fony izy nantsovina mba hino de andevon'i Kristy. \v 23 Anareo de vôvidy, noho zany de aza tonga ôtran'reo andevon'ny ôla. \v 24 Ry rahalà, na ino na ino fiaignana nisy antsika tsiraikaraika fony isika nantsovina mba hino, de ôka tsika hijanona ho ôtran'zany.