plt-x-sihanaka_1co_text_reg/07/15.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 15 Fa raha ny vady tsy kristianina no mandao, avelao izy ande. Amin'ny toe-javara ôtrany zany, ny rahalàny na ny rahavavy de tsy vôfatotr'reo voadin'jareo. Andriamanitra de nagnantso an'ntsika mba hiaigna am-pedanana.\v 16 Fa amin'ny fomba manakôry no ahalalanao, ry vevavy, raha ho vôvonjinao ny vadinao? Na amin'ny fomba manakôry no ahalalanao, ry leila, raha ho vôvonjinao ny vadinao?