plt-x-sihanaka_1co_text_reg/13/11.txt

1 line
539 B
Plaintext

\v 11 Fony mbôla zaza za, de nikoragna salan'ny zaza, neritreritra salan'ny zaza, nisaigna salan'ny zaza. Rafa leibe za, de navelako ny fazazana. \v 12Fa am'zao fotôna zao tsika de matazagna tsy mivantagna amin'ny fitaratra, fa ratrizay de hifagnatri-tava. Am'zao fotôna za de mahafantatra amin'ny ampahany, fa avy akeo za de hafantatra tanteraka ôtran'ny nafantarana ana tanteraka.\v 13 Fa am'zao fotôna zao de reto telo reto no mipetraka : ny finona, ny fanantenana, ary ny fitiavana. Fa ny leibe ndrindraka am'reo de ny fitiavana.