1 line
373 B
Plaintext
1 line
373 B
Plaintext
\v 1 Ary makasika ny ahanina atao sorogna ho an'ny sampy fantatsika de: "Tsika daôly de manam-palalana." Ny Falalana mampiendaenda, fa ny fitiavana manangana.\v 2 Raha misy ôla raika mihevitra ny tegnany fa mafanta-dra, de mbola tsy mafantatra araka ze tokony hafantarany akory zany ôla zany. \v 3 Fa raha misy ôla raika te an'Andriamanitra, de fantany zany ôla zany. |