plt-x-sihanaka_1co_text_reg/07/39.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 39 Ny vevavy de vôfatotra ny vadiny raha mbôla velona ralehilà. Fa raha maty ny vadiny, de malalaka tsara izy ny hanambady ze teigny ho vadiana, nefa akao amin'ny Tompo iany.\v 40 Nefa amin'ny fitsarako de tokony ho faly kokô izy raha miaina am-zao iany. Ary heveriko fa za iany kô de magnana ny Fanahin'Andriamanitra.