plt-x-sihanaka_1co_text_reg/04/12.txt

1 line
276 B
Plaintext

Miasa mafy zahay, miasa amin'ny alalan'ny tagnanay ihaigny. Rafa latsaigna zahay, de miaritra. Rafa henjeigna zahay, de mitso-drano. Rafa vôendrikendrika zahay, de miteny amin-katsaram-pagna. Zahay de niôva, ary mbola raisina ho fakon'zao tontolo zao sy faikan'ny ra daôly.