plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/23.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 23 Fa noraisiko avy amin'ny Tompo iany kô ze ampitaiko an'nareo, fa Jesosy Tompo, tamin'ny alina ze namadina an'Azy, de niaka mofo. \v 24 Refa avy nisaotra Izy, de nanapaka an'zany ary nitare hoe: "Ty ny vatako, ze ho an'nareo. Ataovo zao ho fatsiarovana Ana."