plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/20.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 20 Fa mikorana momba ny ra ze ataon'reo Jentilisa mpanompo sampy fanatitra za, fa omen-jareo an'reo demonia regny ra regny fa tsy an'Andriamanitra. Tsy teko anareo ho mpiombogna amin'ny demonia?\v 21 Tsy afaka misotro ny kapôkan'ny Tompo sy ny kapôkan'ny demonia anareo. Tsy afaka miraika akeo amin'ny latabatry ny Tompo sy ny latabatry ny demonia anareo. \v 22 Se manakôry ze mahasaro-piaro ny Tempo ma tsika? Mahery noho Izy ma tsika?