plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/11.txt

1 line
550 B
Plaintext

\v 11 Ary reny ra reny no nitranga tamin-jareo mba ho ohatra ho antsika. Nosoratana mba ho fampianarana antsika izy regny_ ho amintsika ze nevian'ny fara-andro. \v 12 Noho izany ôka ze mieritreritra ny tegnany ho efa mijoro mitandrina tsara mba tsy ho lavo. \v 13 Tsisy fakam-pagnahy nahazo an'nareo ze tsy ikambanan'ny ôlombela daôly. Fa kosa,Andriamanitra de mahatoky. Tsy mambela alaim-pagnahy mihôtra no ze zakanareo Izy.Miaraka amin'ny fakam-pagnahy de hognome an'nareo ny làlana hilefasana iany kô Izy, mba hahafahanareo miaritra an'zany.