plt-x-sihanaka_1co_text_reg/08/08.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 9 Fa tsy ny ahanina no hanolotra antsika akeo amin'Andriamanitra. Fa tsy ratsy indrindra isika raha tsy mignana, na kô hoe tsara raha mignana izany. \v 8 Tandremo mba tsy ny halalanareo no antony hatônga reo ôla osa ara-pinogna ho tafitohina. \v 10 Fa atôvy salan'ny hoe misy maita anao, ze manam-palalana, mignana ny anina akao amin'ny fengonan'ny sampy. Tsy ny falemen'ny feritreretany ma no nasahiny hignana ze natolotra ho an'ny sampy?