1 line
290 B
Plaintext
1 line
290 B
Plaintext
\v 7 Fa tsy magniry hatazagna an'nareo mandritra ny fotôna fohy za zao. Fa magnantena ny hipetraka maharitra miaraka aminareo, raha avelan'ny Tompo. \v 8 Fa hijaona akao Efesaosy za mandra-patongan'ny Pentekosta, \v 9 fa efa varavaragna malalaka no nisokatra ho anà, ary misy favalo maro. |