1 line
378 B
Plaintext
1 line
378 B
Plaintext
\v 40 Misy iany kô reo vatagna aigny an-dagnitra sy reo vatagna akeo an-tany. Fa karazana raika iany ny voninahitry ny vatagna aigny an-dagnitra ary hafa ny voninahitry ny aketo an-tany. \v 41 Raika ny voninahitry ny masoandro, ary hafa ny voninahitry ny volana, ary voninahitra hafa ny an'reo kintana. Fa ny kintana raika miavaka amin'ny kintana raika hafa amin'ny voniahitra. |