plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/25.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 25 Mitovy am-zany kô de noraisiny ny kapôka rafa avy nihinana hariva, ary nitare Izy hoe: "Ity kapôka ity no fanekena vaovao akao amin'ny ràko. Ataovo zao na ovena na ovena nareo no misotro, ho fatsiarovana Anà." \v 26 Amin'ny fotôgna daôly ze hinananareo ity mofo ity sy hisotronareo amin'ity kapôka ity, de magnambara ny fafatesan'ny Tompo mandra-piaviny anareo.