plt-x-sihanaka_1co_text_reg/13/11.txt

1 line
511 B
Plaintext

\v 11 Fony bôla zaza za, de nikoragna salan'ny zaza, neritreritra salan'ny zaza, nisaigna salan'ny zaza. Rafa lebe za, de navelako ny fazazana. \v 12Fa ankehitriny tsika de matazana tsy mivantana amin'ny fitaratra, fa ratrizay de hifanatri-tava. Amzao fotôna za de mahafantatra ain'ny ampahany, fa aveo za de hafantatra tanteraka ôtran'ny nafantarana ana tanteraka.\v 13 Fa am"zao fotôna zao de reto reto no mitôtra: ny finôna, ny fitiavna, ary ny fitiavana. Fa ny ngeza ndrindra amin'reode ny fitiavana.