plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/28.txt

1 line
601 B
Plaintext

\v 28 Fa ra misy mitare aminao hoe: "Ty ahagnina ty de avy akaigny amin'ny fanatitry ny mpanompo sampy, "de aza minana an'zany. Zany de ho an'le nampafantatra anareo, sy vho an'ny fieritreretana.[Fagnamarihana: Ny dikan-teny talô sasany de magnampy hoe: "Fa ny tany sy ny ra daôly akao aminy de an'ny Tompo."Fa ny dikan-teny tsara de tsisy an'zany.]\v 29 Tsy matre hoe ny fieritreretana manôkana, fa ny fisaignan'ny ôlo hafa. Nahôna ny fahafahako no tokony hotsarain'ny fieritreretan'ny hafa?\v 30 Ra minana ny ahagnina amim-pankasitrahana za, naôna no tivativaina am'ze nagnomezako fisôrana?