|
\v 23 Ny ra daôly de ara- dàlana, " fa tsy ny ra daôly no mahasoa. "?Ny ra daôly de ara-dàlana, " fa tsy ny ra daôly no mampandroso ny ôla.\v 24 Tsisy tokony hikaraka ny tombotsôny raika. Fa kosa, ny tsiraikaraika de tokony hikaraka ny tombotsôn'ny namany. |