plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/14.txt

1 line
448 B
Plaintext

\v 14 No zany, ry malalako, mandosira lavitry ny fanompôn-tsampy. \v 15 Mitare aminareo salan'ny ôla manan-tsaigna za, mba hafahanareo mitsara ze koraniko. \v 16 Ny kapôky ny fisaorana ze isaorantsika, moa ve zany tsy fiombonana amin'ny ran'i Kristy? Ny mofo ze vakintsika, moa ve zany tsy fiombognana amin'ny vatan'i Kristy?\v 17 Satria raika iany ny mofo, tisika ze betsaka de vatagna raika. Tsika daôly de mandray amin'ny mofo raika iany.