plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/01.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 1 Teko ho hainareo, ry ralà, fa reo raintsika de takao ambanin'ny rahogna daôly ary namakivaky ny ranomasina.\v 2Ny retraretra de natao batisa ho amin'i Mosesy takao amin'ny rahogna sy takao amin'ny ranomasina,\v 3ary ny retraretra de samy nihinana sakafom-panahy mitovy.\v 4 Ny retraretra de nisotro ranom-pananhy mitovy. Fa zareo reo de nisotro tamin'ny vatolapim-panahy se nagnaraka anazy reo de Kristy zany vatolampy zany.