plt-x-sihanaka_1co_text_reg/03/01.txt

1 line
295 B
Plaintext

Ary za, ry rala, de ts afaka nitare taminareo ôtran'ny ôla ze ara-panahy, fa kosa salan'ny ôla ara-nofo, ôtran'ny zazakely akao amin'i Kristy. Nofahanako ronono ,areo; fa tsy venti-kanina; satria tsy vônona tam'zany nareo; ary na am'zao fotôna zao aza de mbôla tsy vônona am'zany nareo.