1 line
391 B
Plaintext
1 line
391 B
Plaintext
\v 4 Ny fitiavana de mahari-po sady tsara fagna. Ny fitavana de tsy mitsiriritra na mirehareha. Tsy miavogna \v 5 na magnano ze tsy mahamendrika. Tsy te tegna. Tsy mora sosy, na mitanisa fahadisona.\v 6 Tsy mifaly amin'ny tsy fahamarinana. Fa kosa mifaly amin'ny fahamarinana. \v 7 Ny fitiavana de mandefitra ny ra daôly, mino ny ra daôly, matoky ny ra daôly, ary miharitra ny ra daôly. |