plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/20.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 20 Fa mikorana momba ny ra ze ataon'ny Jentilisa mpanompo sampy fanatitra za, fa omen-jareo an'reo demonia reny ra reny fa tsy an'Andriamanitra. Tsy teko nareo ho mpombona amin'ny demonia?\v 21 Tsy afaka misotro ny akapôkan'ny Tompo sy ny kaôkan'ny demonia ianareo. Tsy afaka miray eo amin'ny latabatry ny Tompo sy ny latabatrny demonia nareo. \v 22 Samanoa ny mahasaro-piaro ny Tmpo ve tsika? Mahery no Izy ve tsika?