plt-x-sihanaka_1co_text_reg/09/24.txt

1 line
623 B
Plaintext

\v 24Nga ma tsy fantatrareo fa amin'ny fiazakazana raika ny mpiazakazaka daôly de magnano ny fiazakazana, nefa raika iany no maazo ny loka? Ka miazakaza mba haazo ny loka. \v 25 Ny atileta raika de mampiatra ny fifehezan-tegna amin'ny fagnazaran-tegna rehetra. Magnano zany izy reo mba handray satro-boninahitra ze mety simba, kanefa kosa isika miazakazaka mba haazoantsika satro-boninaitra tsy mety simba. \v 26 Ka no zany de tsy miazakazaka amin'ny tsy misy antony za na mamely totondry amin'ny rivotra. \v 27 Fa feeziko ny tegnako ary atôko andevo, mba tsy ho lavina ny tegnako, rafa avy nitory tamin'ny hafa za.