plt-x-sihanaka_1co_text_reg/09/21.txt

2 lines
485 B
Plaintext

\v 21 Tamin'reo ze avelan'ny lalàna, de lasa
ôtrany ôla avelan'ny lalàna za, na de tsy avelan'ny lalàn'Andriamanitra aza ny tegnako, fa ambanin'ny lalàn'i Kristy. Nagnano zany za mba haazôko reo ze ambanin'ny lalàna. \v 22Teo amin'reo malemy de lasa malemy za, mba haazôko reo malemy. Tonga ra daôly ho an'ny olo daôly za, mba hamonjeko ny sasagny amin'ny fomba rehetra. \v 23 Magnano ny ra daôly za ho an'ny filazantsara, mba hafako mandray anjara amin'reo fitahian'zany.