plt-x-sihanaka_1co_text_reg/09/19.txt

1 line
540 B
Plaintext

\v 19 Fa na de afaka amin'ny daôly aza za, de tonga no mpanompo ho an'ny rehetra,mba haazoko betsaka kokoa. \v 20 Teo amin'ny Jiosy de lasa ôtrany Jiosy za, mba haazoko ny Jiosy. Teo amin'reo ze ambanin'ny lalàna, de lasa ôtrany ôla ze ambanin'ny lalàna za mba haazoko reo ze ambanin'ny lalàna. Nagnano zany za na de tsy teo ambanin'ny lalàna aza ny tenako. [Fanamarihana: Ny baiboly ULB sy ny UDB de mivaky hoe: "Nagnao zany za na de tsy teo ambanin'ny lalàna aza ny tegnako." Ny dikan-teny talô sasagny de tsy manisy izeigny.]