plt-x-sihanaka_1co_text_reg/09/17.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 17 Fa raha magnano zany an-tsitrapo za, de magnana valisoa. Fa raha tsy an-tsitrapo kosa, de mbôla magnana ny andraikitra ze nankinina tamina za. \v 18 Ino ary zany no valisoko? Izeigny de rafa mitory za, de afaka manolotra ny filazantsara tsy misy fandoavam-bôla ka mba tsy hampiasa tanteraka ny zoko amin'ny filazantsara.