plt-x-sihanaka_1co_text_reg/09/01.txt

1 line
266 B
Plaintext

\v 1 Tsy ôla afaka ma za? Tsy apostoly ma za? Tsy naita an'i Jesosy Tompontsika ma za? Tsy asako akao amin'ny Tompo ma nareo? \v 2 Raha tsy apostoly ho an'ny afa za, de farafaratsiny Apostoly ho anareo. Fa nareo no porofo amin'ny m'Apostoly ana akao amin'ny Tompo.