plt-x-sihanaka_1co_text_reg/03/21.txt

1 line
291 B
Plaintext

\v 21 No zany tsisy fireareana momban'ny ôla tsony! Fa ny ra daôly de an'nareo, \v 22 na Paoly, na Apolosy, na Kefasy, na zao tontolo zao, na fianana, na fahafatesagna, na ra ankeitriny, na ra ho avy. Ny ra daôly de an'nareo. \v 23ary nareo de an'i Kristy, ary Kristy de an'Andriamanitra.