plt-x-sihanaka_1co_text_reg/01/01.txt

1 line
465 B
Plaintext

\v 1 Paoly, nantsovin'Jesosy Kristy mba ho Apostoly nony sitrapon'Andriamanitra, \v 2ho an'ny fiangonan'Andriamanitra akao Korinto, ho an'reo ze nohamasinina takao amin'i Krisy Jesosy, ze vôantso ho ôla masina. Manoratra ho an'reo daôly ze magnatso ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika amin'ny tôrana daôly iany kô zahay, de Tompon'jareo sy antsika. \v 3Ho aminareo anie ny fasoavana sy ny fiadagnana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.