plt-x-sihanaka_1co_text_reg/01/20.txt

1 line
336 B
Plaintext

Aiza ny olon-kendry? Aiza ny magnamt-pahaizagna? Aiza ny mpiady hevitra an'zao tontolo zao? Moa tsy navadik'Andriamanitra ho fahadalagna ma ny fahendren'zao tontolo zao? Satria tsy nahalala an'Andriamanitra zao tontolo zao tao amin'ny fahendreny, de sitrak'Andriamanitra ny hamonjy reo ze mino amin'ny alalan'ny fadalan'ny fitoriagna.