plt-x-sihanaka_1co_text_reg/01/10.txt

1 line
337 B
Plaintext

Amin'zao de mampirisika anareo za, ry rala, amin'ny anaran' Jesosy Kristy Tompontsika, mba hifagnaraka nareo daoly, ary tsy hisy fisarana akeo aminareo. Mampirisika za mba hikambagna amin'ny saina mitovy sy tanjogna mitovy nareo. Fa efa natao mazava tamina, ry rala, tamin'ny alalan'ny vaokan'i Kloe fa misy fifampandanina akeo aminareo.