plt-x-sihanaka_1co_text_reg/01/07.txt

1 line
325 B
Plaintext

Nony zany nareo de tsy ory fagnomezam-pasoavana akeo am-pendrasagnareo fatratra ny fagnambarana an'i Jesosy Kristy Tompontsika. Izy iany ko de hampahery anareo hatramin'ny farany, mba tsy hagnan-tsiny anareo amin'ny andron'i Jesosy Kristy Tompontsika anareo ho amin'ny firaisana amin'ny Zagnany la, Jesosy Kristy Tompontsika.