plt-x-sihanaka_1co_text_reg/09/07.txt

1 line
298 B
Plaintext

\v 7 Iza no magnano fanompôgna miaramila amin'ny fandanina manokagna? Iza no mamboly vôloboka ary tsy minagna ny vôny? Na iza no miandry ondry ka tsy misotro ny ronono avy amin'izany? \v 8 Nga ma za milaza reo ra reo mifototra amin'ny fahefan'ny olombenona? Tsy milaza izeigny kô ma ny lalàna?