plt-x-sihanaka_1co_text_reg/01/12.txt

1 line
263 B
Plaintext

NY teko ambara de zao: Ny tsirairay aminareo samy magnano hoe: "Za miaraka amin'i Paoly," na "Za miaraka amin'i Kefasy," na "Za miaraka amin'i Krisy." Vozarazara ma Kristy? Paoly ma no nomboagna ho anareo? Tamin'ny agnaran'i Paoly ma no nagnaovana batisa anareo?