plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/31.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 31 No zany, na minana na misotro nareo,n'ino n'ino ataonareo, de atôvy ho vogninatr'Andriamanitra daôly. \v 32 Aza magnome fagnafitonana ny Jiosy na ny Grika, na ny fengonan'Andriamanitra.\v 33 Mezaka ny hafaly ny ôla daôly amin'ny ra daôly za. Tsy mikaraka ny tombotsoko za, fa ny an'ny retraretra. Atôko zany mbôho vôvonjy zareo.