plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/25.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 25 Afaka minana ze ra amidy akaigny an-tsena nareo, fa aza magnontany ny fieritreretana. \v 26 Fa "An'ny Tompo ny tany, sy ze misy daôly akeo." \v 27 Ra misy tsy mpino manasa an'nareo hinana, ka te ho aigny nareo, de hagno ze retraretra mipetraka eo alonareo ka aza miv aky lô mandignika.