plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/11.txt

1 line
552 B
Plaintext

\v 11 Ary reny ra reny no nitranga tamin-jareo mba ho ôatra ho antsika. Nosoratana mba ho fampianarana antsika izy reny_ ho amintsika ze nevian'ny fara-andro.\v 12 No zany ôka ze mieritreritra ny tegnany ho efa mijoro mitandrina tsara mba tsy henjera.\v 13 Tsy nist fakam-panahy nahatratra an'nareo ze tsy ikambanan'ny ôlombela daôly. Fa kosa,Andriamanitra de mahatoky. Tsy mambela alaim-panahy mihôtra no ze zakanareo Izy. Miaraka amin'ny fakam-panahy de hognome an'nareo ny làlana handosirana iany kô Izy, mba hahafahanareo miaritra an'zany.