1 line
427 B
Plaintext
1 line
427 B
Plaintext
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Teko ho fantatrareo, ry rahalà, fa ireo raintsika de tao ambanin'ny rôndro avokoa ary namakivaky ny ranomasina. Ny daôly de natao batisa ho amin'i Mosesy takao amin'ny rôndro sy tao amin'ny ranomaisina, ary ny daôly samy nihinana ahanim-pagnahy mitovy. Ny daôly de nisotro ranom-pagnahy mitovy. Fa zareo de nisotro tamin'ny vatolampim-pangnahy ze nagnaraka an'azy reo, de Kristy zany vatolampiy zany. |