plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/33.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 33 No zany, ry ralà, rafa miangona mba hignana nareo, de mifampiandrasa. \v 34 Raha misy ôla raika nôna, ôka izy hignana any an-trano, amin'ze daôly miangona nareo de tsy ho amin'ny fitsarana zany. Ary makasika reo ra hafa ze nosoratagnareo, de hagnome toro-lalana za rafa tonga.