plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/23.txt

1 line
260 B
Plaintext

\v 23 Fa noraisiko avy amin'ny Tompo iany kô ze ampitaiko anareo, fa Jesosy Tompo, tamin'ny aligna ze namadina an'Azy, de naka mofo. \v 24 Rafa avy nisotra Izy, de nanapaka izany ary nitare hoe: "Ty ny vatako, ze ho anareo. Atôvy zao ho fatserovagna an'Ana."