plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/20.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 20 Fa rafa miangona nareo, de tsy ny Fanasan'ny Tompo no hoaninareo. \v 21Rafa mignana nareo, de samy mignana ny sakafony manôkana ny tsirairay alôn'ny hisakafoan'reo hafa. Nôgna ny raika, ary ny hafa lasa mamo. \v 22Tsy magnana trano inana-kanigna sy isotrogna ma nareo? Ho tsinontsiniavinareo ma ny fiangonan'Andriamanitra ka haetrinareo zany tsy magnana na ino na ino? Ino no tôkony ho teneniko aminareo? Tôkony hidera anareo ma za? Tsy hidera anareo amin'zany za!