plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/17.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 17 Fa agnatin'reo torolalana magnaraka, de tsy midera anareo za. Fa rafa miara-tônga nareo, de tsy ho amin'ny tsara zany fa ho amin'ny ratsy indrindra. \v 18 Fa tamin'ny volony indrindra, de eniko fa rafa miaraka miangona akao amin'ny fiangonana nareo, de misy fizarazaragna akeo aminareo, ary mino zany amin'ny ampahany za. \v 19 Fa tsy maintsy misy fitsitokotokona akeo aminareo, mba hankasitragna akeo aminareo reo ze nekegna.