plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/05.txt

1 line
340 B
Plaintext

\v 5 Fa magnala voninahitra ny lôny reo vevavy ze mivavaka no maminany tsy misaron-dô. Fa tsy hafa ary mitovy amin'ny hoe vevavy mandradra ny lôny zany. \v 6 Fa raha tsy misaron-dô ny vevavay, de tôkony tapagna ho fohy ny volony. Raha mamegnatra ny vevavy ny maganpaka ny volony na ny mandratra ny lôny, de ôka izy hanarona ny lôny.