plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/01.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 1 Magnafaka za, ôtrany anafako an'i Kristy. \v 2 Amizao midera anareo za satria matsiaro an'ana amin'ny ra daôly nareo. Midera anareo za satria mitagna mafy ny fômbafômba araka ze nagnolorako an'jareo teo aminareo nareo. \v 3 Ary teko ho azonareo fa Kristy no lôn'ny leila daôly, fa ny là no lôn'ny vavy, ary Andriamanitra no lôn'i Kristy. \v 4 Ary magnala voninahitra ny lôny reo leila ze mivavaka na mamignany ka misaron-dô.