plt-x-sihanaka_1co_text_reg/09/12.txt

1 line
601 B
Plaintext

\v 12 Rafa mampihatra zany zo zany avy aminareo reo hafa, nga ma zay tsy magnana miotra? Na de zany aza, tsy nitaky zany zo zany zay. Fa kosa, naleonay niaritra ny ra daoly toy zay ho sakana ho an'ny filazantsaran'i Kristy. \v 13 Nga ma tsy fantatrareo fa reo ze manompo ao amin'ny tempoly de maazo ny sakafon'jareo avy ao amin'ny tempoly? Ary nga ma tsy fantatrareo fa reo ze manompo akeigny amin'ny alitara de maazo anjara amin'ze natao fanatitra teo amin'ny alitara? \v 14Toy zany ko, ny Tompo de nandidy fa reo ze mitory ny filazantsara de tokony haazo ny fiveloman'jareo avy amin'ny filazantsara.