plt-x-sihanaka_1co_text_reg/09/24.txt

1 line
639 B
Plaintext

\v 24 Nga ma tsy fantatrareo fa amin'ny fiazakazana raika ny mpiazakazaka daôly de magnano ny fiazakazana, nefa raika iany no mahazo ny loka? Ka miazakaza mba hahazo ny loka. \v 25 Ny atileta raika de mampiatra ny fifehezan-tegna amin'ny fagnazaran-tegna daôly. Magnano an'zany zareo mba handray satro-boninahitra zay mety maratra, kanefa kosa tsika miazakazaka mba azahôntsika satro-boninaitra tsy mety maratra. \v 26 Ka noho zany de tsy miazakazaka amin'ny tsisy antony zà na mamely tombokondry amin'ny rivotra. \v 27 \v27Fa fiheziko ny tegnako ary ataoko andevo, mba tsy ho lavina ny tegnako, refa avy nitory tamin'ny hafa zà.