1 line
394 B
Plaintext
1 line
394 B
Plaintext
\v 15 Fa raha ny vady tsy kristianina no mandao, avelao izy ande. Amin'ny toe-javara ôtrany zany, ny rahalàny na ny rahavavy de tsy vôfatotr'ireo voadin-jareo. Andriamanitra de nagnantso antsika mba hiaigna am-pedanana.\v 16 Fa amin'ny fomba manakôry no alalanao, ry vevavy, raha ho vôvonjinao ny vadinao? Na amin'ny fomba manakôry no alalanao, ry lehilà, raha ho vôvonjinao ny vadinao? |