plt-x-sihanaka_1co_text_reg/06/12.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 12 "Ny ra daôly de ara-dalàna aminà," fa tsy ny ra daôly no mahasoa." Ny ra daôly de ara-dalàna aminà," fa tsy ho andevozin'ny raika amin-reo za. \v 13 "Ny ahanina de ho an'ny kibo, ary kibo natao ho an'ny ahanina," fa Andriamanitra de hagnafôgna an'azy roey reo. Ny vatana tsy natao ho an'ny fijangajangana. Fa kosa, ny vatana natao ho an'ny Tompo, ary ny Tompo de hagnome ho an'ny vatana.